# antokon'ny mpaniratsira "vondron'ny mpaniratsira" # handevona ny lain'ny kolikoliny ny afo Ny andian-teny " lain'ny kolikoly" dia midika fa nividy lay tamin'ny ola avy tamin'ny kolikoly ny olona ratsy fanahy. DH: "Ny lay izay novidin'izy ireo tamin'ny kolikoly dia ho main'ny afo" # Sompatra no torotoroniny ary heloka no haterany; fitaka no torotoronin'ny kibon'izy ireo Miverina in-telo ny eritreritra iray mba hanamafisana hamaron'ny ratsy ataon'ireo olona ireo. Ny olona mikasa ny hanao zava-dratsy sy manao izany dia resahina toy ny hoe olona mitoe-jaza sy miteraka ireo zavatra ireo toy ny vehivavy miteraka zazakely. DH: "Mikasa ny fisomparana izy ireo ary manao zava-dratsy; mikasa ny hamitaka ny hafa foana izy ireo" # torotoronin'ny kibon'izy ireo Eto, ny "kibo" dia enti-manondro ny olona mba hanamfisana ny vohoka, toy ny kibo mitondra vohoka. DH: "mitoe-jaza"