# izay hany nomena ny tany "izay hany nomen'Andriamanitra ny tany" # izay tsy mba nandalovan'ny vahiny mihintsy Io dia midika fa tsy misy hafa firenena monina eo amin'izy ireo manokana, ka mba tsy ho voatariky fivavahan'ny mpanompo sampy izy ireo. DH: "tsy misy olona avy amin'ny firenena hafa tonga ka nahatonga azy ireo hihevi-dratsy momba an'Andriamanitra" # mijaly am-panaintainana "miaina fanaintenana mafy." Io dia sady fanaintainana ara-batana na ara-pihetsem-po. # isan'ny taona napetraka DH: "ny taona rehetra izay napetrakan'Andriamanitra" # izay napetraka Io dia fomba fiteny. DH: "izay voaomana" na "izay natokana" # Misy feon'horohoro eo an-tsofiny "mahare feo mampitahotra azy foana izy"