# ilay manarona ireo kintana, "manakana ny kintana tsy ho hita" # Izy tenany no mamelatra ny lanitra Lazaina ho mpamorona ny lanitra tsy mila fanampiana Andriamanitra, toy ny hoe vita ny lanitra izay novelariny. # manosiosy ny onjan-dranomasina Lazaina ho mpampitony ny ranomasina toy ny hoe amin'ny tongony. DH: "Mametraka ny tongony amin'ny onjan-dranomasina" na "mampitony ny onjan-dranomasina" # Bera, Telonohorefy, Ikotokelimiadilaona Ireo dia manondro kintana, izay vondrona kintana izay toa manome endrika miavaka eny amin'ny habakabaka. # Telonohorefy mpihaza malaza amin'ny angano Grika # Ikotokelimiadilaona kintana maro manjelatra izay mifanakaiky eny amin'ny habakabaka # kintana vondron-kintana izay toa manome endrika miavaka eny amin'ny habakabaka