# Aoka ho mbola fiononako izao "Aoka ho fampiononana ho ahy anie izany" na "hitondra fiononana ho ahy anie izany" # na dia mifaly ao amin'ny fanaintainana izay tsy mihena aza aho "handia hafaliana ao anaty fanaintainana tsy manam-piafarana aho" na "hiaritra ny fanaintainana izay misy fihenana aho" # hafalina "haravoana" # tsy mihena "tsy miha-maivana" # fa tsy nandà ny tenin'ilay Iray Masina aho "fa tsy nandà an'Andriamanitra aho" # Inona moa no heriko, no mbola tokony hiezaka hiandry ihany aho? Inona no hiafarako, no tokony ho halavaiko ny androko? Mametraka ireo fanontaniana ireo i Joba mba hanamafisana fa tsy misy fotony ho azy ny mbola ho velona. DH: "Ary inona intsony no mbola hiainako sy mbola hirosoako?" na "tsy manana hery enti-miaina aho; tsy misy antony tokony hiaretako"