# Mikaia Izany dia anaran-dehilahy. # Mikaia zanaka lahin'i Gemaria zanaka lahin'i Safana "Mikaia zanaka lahin'i Gemaria izay zanaka lahin'i Safana" # efitrin'ny mpitan-tsoratra "tao amin'ny efitrin'ny mpanora-dalàna" # Indreo Ny teny "indreo" eto dia manamafy izay teny manaraka azy. # Elisama ... Delaia Ireo dia anarana olona. # Semaia Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 26:20. # Elnatana zanaka lahin'i Akbora Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 26:22. # Gemaria zanaka lahin'i Safana Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 36:9. # Zedekia Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 1:1. # Hanania Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 28:1. # ary ny manam-pahefana rehetra "ary ireo manam-pahefana hafa rehetra"