# Tonga tamin'i Jeremia ny tenin'i Yaveh, manao hoe "Izao no lazain'i Yaveh tamin'i Jeremia" # Misy zava-tsarotra tsy aiko atao ve? Nampiasa fanontanian' i Yaveh mba hanamafisana fa afaka manao ny zava-drehetra Izy. # ho eo am-pelatanan'ireo Kaldeana Eto ny "tanana" dia manondro ny fahefana na fifehezana. DH: "tamin'ireo Kaldenana"