# tsy misy na inona na inona ny masonao sy ny fonao "tsy misy na inona na inona ny eritreritrao sy ny fihetsem-po" # tombony tsy ara-drariny Mahazo vola amin'ny fangalarana na fampiasana fitoavana amin'ny tsy rariny. # fandatsahan-drĂ n'ny tsy manan-tsiny "famonoana olona tsy manan-tsiny" # fanorotorona ny hafa "manao herisetra amin'ny hafa mba ahazoana vola" # loza, ry rahalahiko!' na 'loza, ry rahavaviko! ... loza, ry tompo!' ... 'loza, ry be voninahitra! Nampiasa ny teny "loza" imbetsaka Yaveh mba ho fanamafisana. Niresaka tamin'ny karazan'olona maro samihafa Izay mampiseho alahelo lehibe rehefa misy olona maty. # Ho alevina toy ny fandevenam-boriky izy, ho taritarihina sy hatsipy any ivelan'ny vavahadin'i Jerosalema izy "Ho alevin'izy ireo toy ny fomba fandevenana boriky maty ny vata-mangatsiakany; ho taritarihin'izy ireo izany ary ho arina any ivelany"