# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Avy nivavaka tamin'i Yaveh i Jeremia. # Roahy hiala eo anoloako izy ireo, mba handehanan'izy ireo "Roahy hiala eo anoloako izy ireo! Aoka izy ireo hiala alavitra!" Naveriny izany mba ho fanamafisana. # Ireo voalahatra ho faty DH: "Ireo olona izay nolazain'Andriamanitra fa tsy maintsy ho faty" na "ireo azo antoka fa ho faty"