# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Nanohy nampatsiahy ny vahoakan'i Joda ny fomba nikomian'ny vahoakan'Israely Yaveh. # tamin'ny fikasan-dratsin'ny fon'izy ireo ihany izy ireo "araka ny drafitr'izy ireo ihany satria mafy loha sy ratsy fanahy izy ireo" # ka nihemotra, fa tsy nandroso "ary nanodina ny lamosin'izy ireo tamiko izy ireo fa tsy ny tavany." DH: "ary nandà ny hifantoka tamiko izy ireo, toy izay hankato Ahy." # ny tsirairay tamin'ireo mpanompoko "ny mpanompoko rehetra" # Nikiry tamin'ny fandefasana azy ireo "tsy sasatra ny naniraka azy ireo" # ireo mpaminaniko, tany aminareo Ny teny "ianareo" dia manondro ny vahoakan'i Joda sy ny razamben'izy ireo rehetra. # tsy nihaino Ahy izy ireo Ny teny "izy ireo" dia manondro ny vahoakan'Israely rehetra hatramin'ny nivoahan'ireo razamben'izy ireo tao Egypta. # nanamafy hatoka izy ireo DH: "mafy loha nandà tsy hihaino." # Ratsy fanahy mihoatra noho "ny taranaka tsirairay avy rehetra dia lasa ratsy fanahy"