# tonga aminareo tokoa Ao amin'ny 50:24 ny "ianareo" dia ilazana ireo rahalahin'i Josefa, fa eto dia ilazana ireo taranany. # hitarika anareo hiala eto amin'ity tany ity Efa mahazatra ny mampiasa ny miakatra rehefa miresaka ny mandeha mankany amin'ny tany Egypta mankany amin'ny tany Kanana. DH: "hitondra anareo hivoaka ity tanĂ na ity ary hitondra anareo any amin'ny tany" # namono azy izy ireo Ny "mamono" dia fomba manokana atao hitehirizana ny faty mialohan'ny handevenana azy. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 50:1. # napetraka tao Afaka atao izany hoe: DH: "nametraka azy ireo" # tao anaty vatam-paty "tao anaty vata paty" na "tao anaty vata" Vata izay asiana ny fatin'ny olona izany.