# dia hamboly "izay afaka hambolenao" # Amin'ny fijinjana, dia tsy maintsy manome ny ampaha-diminy ho an'i Farao ianareo, ary ny ampahany efatra ho anareo manokana Ny teny hoe "ampaha-dimy" dia fizarana. DH: "Amin'ny fotoam-pijinjana dia hizara ny vokatra ho ampahany dimy ianareo. Averinaoamin'i Farao ny ampahany iray ho hofany ary ny efatra ambiny no ho anareo manokana" # ho sakafo ho an'ny ankohonanareo sy ny zanakareo Afaka ataonao mazava izany. DH: "ho sakafo ho an'ny ankohonanao sy sakafo ho an'ny zanakareo"