# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Manomboka tranga vaovao ao amin'ny tantara izany. Azo antoka tokoa fa ny ampitson'ny nanaovana ny fety izany. # tompon'andraikitra mpampandroso ao an-trano Ny "tompon'andraikitra mpampandroso" dia tompon'andraikitra izay misahana ny asa rehetra atao ao an-tokantranon'i Josefa. # ny volan'ireo lehilahy rehetra Ny volan'izy ireo dia vola volafotsy boribory kely izay azo antoka fa ao anaty kitapo kely. # ao amin'ny vava kitapony "ao anaty lasakany" # ny kapoakako, ilay kapoaka volafotsy "ataovy ao ilay kapoaka volafotsiko" # ao amin'ny vava kitapon'ny zandriny indrindra Ny teny hoe "rahalahy" dia azo avy hatrany. DH: "ao anatin'ny lasakan'i zandriny indrindra amin'ireo rahalahy"