# Mpitsikilo ianareo Ny mpitsikilo dia olona manao fikarohana miafina mahakasika ny firenena iray mba hanampiana ny firenena iray hafa. # Tonga mba hizaha ireo faritra tsy mbola voaaro eto amin'ny tany ianareo Ny tena dikan'izanydia afaka atao mazava. DH: "tonga mba hizaha izay tany tsy ambenanay ianareo mba hahafahanareo manafika anay" # tompoko Fomba fanehoana fanajana olona hanomezam-boninahitra azy izany. # ireto mpanomponao Manao ny tenany hoe "ireto mpanomponao" ireo rahalahiny." Izany dia fomba mihaja hilazana ny olona izay manana fahefana ambony. DH: "Izahay, mpanomponao,dia" na "Izahay dia"