# ireo zanany lahy Nalain'i Jakoba ireo zanany rehetra. Ny zanaka lahy ihany no voalaza eto satria manan-danja tahaka ny lovany izy ireo. DH: "ireo zanany'' # Nentiny avokoa ny biby fiompiny rehetra ''Nentiny avokoa ny biby fiompiny.'' Eto ny'' biby fiompy'' dia ilazana ireo biby fiompiny rehetra. # anisan'izany ny biby fiompy izay azony tany Padan-Arama ''ary ireo biby fiompy izay nalainy tamin'ireo tompony raha tany Padan-Arama izy'' # Avy eo dia niainga mba hankany amin'Isaka rainy any amin'ny tany Kanana izy ''nankany amin'ny tany Kanana izy, izay nonenan'i Isaka rainy''