# Tsy mahazo maka (...) ianao ''aza maka'' # Mitsangàna, ka mandehana ''mandehana izao ankehitriny izao'' # Padan-arama Anarana hafa iantsoana ny faritr'i Mesopotamia izany, izay mitovy amin'izay misy an'i Iraka taty aoriana (Iraka vaovao). Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 25:19. # ankohonan'i Ilazana ireo taranak'olona na ireo havany hafa izany. DH: "havana'' # Betoela Rain'i Rebeka i Betoela. Jereo ny nandikanao izany anarana izany ao amin'ny 22:20. # ny rain'ny reninao ''ny raibenao / dadabeanao'' # iray amin'ireo zanaka vavy ''avy amin'ireo zanaka vavy'' # ny anadahin-dreninao ''ny dadatoa na dadafara''