# Fampifandraisana ny foto-kevitra: Ity dia tohin'ny didy izay nomen'i Artaksersesy Mpanjaka an'i Ezra. # Ampahafantarinay azy ireo ny mahakasika anao izay tsy hitaky haba na hetra "Lazainay azy ireo mba tsy hitaky na haba na hetra izy ireo"