# Faritany Andafin'ny Ony Io dia anaran'ny faritany izay andrefan'ny Renirano Eofrata. Izany dia ampitan'ny renirano avy any amin'ny tanĂ nan'i Sosa. Adikao toy ny tao amin'ny 4:9. # Ny taratasy izay nalefanareo ho ahy dia efa voadika ary novakiana Mety ilainao ny manazava hoe iza no nandika sy namaky ilay taratasy ho an'ny mpanjaka. DH: "Efa nasiako nandika sy namaky ny taratasy izay nalefanao ho ahy ireo mpanompoko" # Rehoma Io dia anaran-dehilahy. Adikao toy ny tao amin'ny 2:1. # Simsay Io dia anaran-dehilahy. Adikao toy ny tao amin'ny 4:7. # ny Ony Ny Ony Eofrata