# izay nandrosoana ny divay DH: "izay nandrosoan'ireo mpanompo ny divay" # seza lava fanaka lava izay azon'ny olona hipetrahana na hitsorana # Hamely ny mpanjaka vavy eo anatrehako ato amin'ny tranoko mihitsy ve izy? Nametraka io fanontaniana io ny mpanjaka mba hampisehoana ny fahatairany sy fahatezerany tamin'ny nataon'i Hamana. DH : "Sahiny tokoa ny nanafika ny mpanjaka vavy teo anatrehako sady tato an-tranoko!" # Vantany vao nivoaka avy tao am-bavan'ny mpanjaka DH: "Vantany vao nilaza izany ny mpanjaka" # nosaronan'ireo mpanompo ny tavan'i Hamana Raha ny fahitana azy dia nanao izany izy ireo satria fantatr'izy ireo fa ny mpanjaka dia naniry ny hamono an'i Hamana. DH: "nosaroman'ireo mpanompo ny tarehin'i Hamana ho famantarana fa ho vonoina izy"