# Fampifandraisana ny foto-kevitra Noho izay nosoratan'i Paoly tamin'ireo Efesiana, dia milaza azy ireo izy ny fomba tokony hiainan' izy ireo ny fiainany amin'ny maha-mpino ary manamafy indray fa ireo mpino dia tsy mifanaiky. # amin'ny maha-gadra ho an'ny Tompo ahy '''amin'ny maha-olona izay gadra nohon'ny safidiny hanompo ny Tompo'' # handeha am-pamendrehana amin'ny antso mandeha amin'ny lalana mahazatra izay maneho ny hevitry ny fiainana ny fiainan'ny olona iray. # hanana fanetre-tena lehibe sy fahatsorana ary faharetana ''hianatra manetri-tena, tsotra, ary maharitra'' # hitahirizana ny firaisan'ny Fanahy amin'ny fatoran'ny fihavanana ''hikatsaka ny hiara-hiaina miaraka amin'ny fiadanana mba hihazonana ny firaisan'ny Fanahy''