# olo-masin'Andriamanitra ''ireo izay natokan'Andriamanitra ho an'ny tenany'' # saro-katsahina tsy afaka fantarina tanteraka # haren'i kristy Paoly miresaka ny marina momban'i Kristy sy ireo fitahiana izay entiny toy ny hoe harena ara-nofo ireo. # hitondrako fanazavana amin'ny olon-drehetra ny fandaharan'Andriamanitra Ny fitondrana fanazavana amin'ny olona dia maneho ny fampianarana azy ireo. DH: ''mampisy hazavana amin'ny fandaharana miafin' Andriamanitra mba ho fantatry ny olona izany'' na ''mampianatra ny olon-drehetra ny fandaharan' Andriamanitra'' # Io fandaharana io dia nafenin'Andriamanitra, ilay nahary ny zavatra rehetra ''Andriamanitra, izay nahary ny zavatra rehetra, dia nanafina io fandaharana io nandritry ny vanim-potoana lava tany aloha''