# Fampifandraisana amin'ny foto-kevitra Paoly dia mijoro eo anoloan'ireo lohan'ny mpisorona sy ireo mpikambana ao amin'ny filankevitra. # izaho dia efa niaina teo anatrehan'Andriamanitra tamin'ny fieritreretana tsara rehetra mandraka androany "Fantatro fa na dia hatramin'izao andro izao aza aho dia nanao izay tian'Andriamanitra ho ataoko" # rindrina voalalotra fotsy DH: "rindrina miloko fotsy" # Ianao ve dia mipetraka hitsara ahy amin'ny lalàna, nefa mandidy ahy mba ho kapohina, tsy araka ny lalàna? Nametraka io fanontaniana io i Paoly mba hanondroana ny fihatsarambelatsihin'i Ananias. DH: "Mipetraka ianao mba hitsara ... manohitra ny lalàna." # mandidy ahy mba ho kapohina DH: "mandidy ny olona hikapoka ahy"