# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Eto ny teny "ianarao" dia manambara ireo mpino # Fanpahafantarana amin'ny ankapobeny Ny teny hoe "isika"sy "izahay" eto dia manambara ireo Apostoly 12 lahy. # mandao ny tenin'Andriamanitra Io dia fanitarana mba hanamafisana ny maha zava-dehibe ny asan'izy ieo izay mampianatra ny tenin'Andriamanitra. DH: "atsaharo ny fitoriana sy fampianarana ny tenin'Andriamanitra" # hikarakara ireo latabatra Io fehezanteny io dia manambara hoe manolotra sakafo hoan'ny olona. # lehilahy tsara laza "ireo lehilahy izay fanta-bahoaka fa tsara" na "ireo lehilahy izay nahatokisan'ny olona" # izany raharaha izany "ho tompon'andraikitra hanao io asa io" # ny fampianarana ny teny tsara raha ampina fanazavana bebe kokoa. DH: "ny fampianarana sy fitoriana ny teny"