# Ary Io teny io eto dia nampiasaina mba hanamarika fiatoana amin'ny votoatin'ny tantara. Eto i Samoela dia manome fampafantarana momba ny ady teo amin'i Davida sy ireo mpanohana an'i Saoly. # ankohonana Eto ny hoe "ankohonana" dia nampiasaina ary midika hoe "mpanohana". # Nihanahery hatrany Io sarinteny io dia midika fa nitombo ny isan'ny vahoaka nanohana an'i Davida. # nihaosa hatrany Io sarinteny io dia midika fa nihena ny isan'ny vahoaka nanohana ny fianakavian'i Saoly.