# tonga teo amin'i Saoly i Davida Eto ny hoe "tonga" dia azo adika hoe "nandeha." # ary nanomboka ny fanompoany Ny teny hoe "fanompoany" dia azo adika ho matoanteny. DH: "ary nanomboka nanompo azy" # lasa mpitondra ny fiadiany "Lasa mpitondra ny fiadian'ny Saoly i Davida"