# Mboa misy ilay zanako faralahy tavela "Mbola misy an'ilay zandriny indrindra" # tsy hipetraka isika Hay fa niandry mba hipetraka ka hihinana izy ireo. DH: "tsy hipetraka hihinana isika" # Ary ... endrika Ny teny hoe "ary" dia ampiasaina eto mba hanamarihana fiatona eo amin'ny fandehan'ny tantara. Eto ny mpitantara dia milaza momba ny olona vaovao ao amin'ny tantara. # io tovolahy io dia mena volo Ny teny hoe "mena volo" dia midika hoe matanjaka ny fijery an'i Davida.