# nohon'ny fangatahana izay nataony tamin'i Yaveh Nangataka zaza tamin'i Yaveh i Hana ary nampanantena Azy fa hatolony hanompo ao an-tempoly io zaza io. # teo anatrehan'i Yaveh Teo amin'izay nahitan'i Yaveh azy sy nahafahan'i Samoela nianatra momba an'i Yaveh no hevitr'izany.