# Fohy ny fotoana "Kely ny fotoana" na "efa ho dila ny fotoana" # mitomany "malahelo amin-dranomaso" # ireo izay mampiasa izao tontolo izao "ireo izay mifampiraharaha isan'andro amin'ireo tsy mpino" # tsy tokony hanao tahaka ny mampiasa izany tanteraka "tokony hampiseho amin'ny asany izy ireo fa manana fanantenana ao amin'Andriamanitra"