# Hamonjy ireo mandringa ary hanangona ireo noroahina Aho Miseho amin'ny fanoharana ny mandringa sy ondry noroahina izany, ka manompo toy ny fahitana ireo Israelita izay mijaly ao am-pigadrana. # Mandringa Oharina amin'ny olona na biby tsy afaka mandehandeha ireo. # Ho ataoko tahaka ny fiderana izy ireo Ny teny rehetra eto dia: "ataoko hana-tanjona amin'ny fanompoana azy ireo" , izay mihevitra hoe: "ataoko nanompo ireo hafa izy ireo." # Amin'izany fotoana izany dia hitarika anareo Aho; hangoniko miaraka ianareo Mihevitra zavatra roa mitovy ary midika izay itondran'Yaveh ny olona babo hiverina amin'ny taniny ireto teny ireto. DH: "Amin'izany fotoana izany dia hangoniko miaraka ary tarihiko ho any an-trano ianareo."