# Zanaka vavin'i Ziona "Midika ho ireo olona rehetra ao Jerosalema izany." # Aza mamela ny tananao hangozohozo Tsy manan-kery sy tsy afa-manoitra araka ny ilàna azy raha ho tonga tsinotsinona ireo tanan'izy ireo no dikan'izany.