# Ny tenin'i Yaveh izay tonga "Ny teny izay nolazain'Yaveh Andriamanitra" # Yaveh Io no anaran'Andriamanitra izay nambara tamin'ireo vahoaka tao amin'ny Testamenta taloha. Jereo hoe ahoana fomba nandikana ny mahakasika an'i Yahveh ao amin'ny fandikan-teny maneran-tany. # Haringana Nolazaina toy ny fanapahana zavatra amin'ny ampahany ny teny hoe manimba.