# loharano Toerana izay hikorianan'ny rano ara-boajanahary avy amin'ny tany. # nohon'ny fahotan'izy ireo sy ny tsy fahadiovan'izy ireo DH: "mba hanadio ny fahotana sy ny fahalotoan'izy ireo" # izany no fanambaran'i Yaveh tompon'ny maro Io andianteny io matetika adika hoe "Hoy i Yaveh" ao amin'ny UDB. Afaka mandika izany andianteny izany amin'izay fomba mety amin'ny fiteninao ianao. Io andianteny io dia nampiasaina im-betsaka ao amin'ny Zakaria. # hanafoanako ny anaran'ireo sampy amin'ny tany DH: "hamongotra ny fanompoan-tsampy manerana ny tany" # Hampivoaka ireo mpaminany tsy marina sy ny fanahy maloton'izy ireo amin'ny tany ihany koa Aho DH: "Ho esoriko hiala amin'ny tany ihany koa ireo mpaminany tsy marina sy ny fanahy maloton'izy ireo"