# toy ny tamin'ny andro fahiny "toy ny tamin'ny taloha" # homba ny sisan'ity vahoaka ity Aho DH: "Ankehitriny dia hitahy ireo vahoaka ireo Aho" na "Ankehitriny dia ho tsara fanahy amin'ireo vahoaka ireo Aho" # hafafy ny voan'ny fiadanana DH: "Hampiadaniko ny vahoaka." # izany no fanambaran'i Yaveh tompon'ny maro Io andianteny io matetika adika hoe "Hoy i Yaveh" ao amin'ny UDB. Afaka mandika izany andianteny izany amin'izay fomba mety amin'ny fiteninao ianao. Io andianteny io dia nampiasaina im-betsaka ao amin'ny Zakaria. # ny tany hanome ny vokam-pamboleny DH: "hisy vokatra tsara any an-tsaha" # hanome ny andony ny lanitra Ny ando matetika dia famantarana ny fanambinana. DH: "hisy orana betsaka" # no hampandovaiko izany zavatra rehetra izany DH: "hanana ireo zavatra rehetra ireo amin'ny fotoana rehetra"