# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Manohy miresaka amin'i Zakaria ilay anjely. # izay mifototra amin'izay lazainy amin'ny andaniny "mifototra amin'izay voasoratra ao amin'ny horonana ao amin'ny lafiny iray" # izay lazainy amin'ny ankilany "izay lazain'ny horonana voasoratra amin'ny lafiny iray hafa" # araka ny tenin'izy ireo Ny andianteny hoe "ny tenin'izy ireo" dia manondro izay nolazaina tao amin'ny fianianan'izy ireo. DH: "araka izay nolazain'izy ireo" # Ho havoakako izany Ny teny hoe "izany" dia manondro ny ozona. # izany no fanambaran'i Yaveh tompon'ny maro Io andianteny io matetika adika hoe "Hoy i Yaveh" ao amin'ny UDB. Afaka mandika izany andianteny izany amin'izay fomba mety amin'ny fiteninao ianao. Io andianteny io dia nampiasaina im-betsaka ao amin'ny Zakaria. # ny trano Io dia manondro ny fianakavian'ilay olona sy ny zavatra rehetra izay ananan'izy ireo. # izay mianiana "ilay olona izay mianiana" # hazony hazo ampiasaina amin'ny fananganana