# Amin'izany andro izany DH: "Tamin'izany fotoana izany" (UDB) # izany no fanambaran'i Yaveh tompon'ny maro Io andianteny io matetika adika hoe "Hoy i Yaveh" ao amin'ny UDB. Afaka mandika izany andianteny izany amin'izay fomba mety amin'ny fiteninao ianao. Io andianteny io dia nampiasaina im-betsaka ao amin'ny Zakaria.