# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Mbola manohy miresaka amin'i Josoa ny anjelin'i Yaveh. # ireo namanao izay monina miaraka aminao DH: "ny mpisorona hafa izay miara-mipetraka aminao" # ny mpanompoko ilay Rantsana Ny fiantsoana hoe "Rantsana" dia tokony ho adika toy ny hoe sampan-kazo. Izany dia midika fa ho avy amin'i Yaveh tahaka ny sampana avy amin'ny hazo ny mpanompon'i Yaveh. # maso fito Izany dia, ireo lafiny fito. # soratra teny izay nosoratana tamin'ny zavatra na nosokirina teo amin'ny zavatra # izany no fanambaran'i Yaveh tompon'ny maro Io andianteny io matetika adika hoe "Hoy i Yaveh" ao amin'ny UDB. Afaka mandika izany andianteny izany amin'izay fomba mety amin'ny fiteninao ianao. Io andianteny io dia nampiasaina im-betsaka ao amin'ny Zakaria.