# aoka ho toy ny gazela na ny diera tanora Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 2:16. # tendrombohitr'ireo zava-manitra "ireo tendrombohitra izay rakotra zava-manitra." Mampiasa io sarinteny io ilay vehivavy mba hanasana ny malalany mba hankafy azy. Jereo ny fomba nampiasan'ilay tia ny sarintenin'ny tendrombohitry ny miora sy ny havoan'ny ditin-kazo manitra ao amin'ny 4:6.