# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Manomboka eto ny Fizarana Fahenin'ny boky, ny fizarana farany # Iza ity tamy manatona miakatra DH: "Jereo iny vehivavy mahavariana izay miakatra iny." Jereo ny nandikanao ny andianteny mitovy amin'io tao amin'ny 6:10. # namoha anao...aho "Nampitsangana anao aho" na "nampiarina anao aho" # hazo paiso Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 2:3. # teo tao ambanin'ny hazo palma