# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Manohy miresaka amin'ny malalany ilay vehivavy. # mandravasarotra Io dia anaran-java-maniry izay mamoaka hanitra mahery fa tsara. Ilay hanitra dia poizina kely sy fanaitairana kely izay mampitombo ny faniriana hiray ara-nofo. # Mamerovero "mamoaka hanitra" # eo am-baravarana Mazava fa varavaran'ny tranon'izy ireo izany. DH: "eo amin'ny fidirana mankao an-tranontsika" na "akaikin'ny varavaran'ny tranontsika." # ny karazam-boankazo voafantina rehetra, ny vao sy ny ela "ny karazana voankazo tsara indrindra rehetra, dia ny voankazo efa ela sy ny vao" # efa notehiriziko ho anao "najanoko ho anao" na "narovako ho anao"