# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Soritsoritan'ilay tia izay hataony amin'ilay tiany. # Aoka ny vavanao ho tahaka ny divay tsara indrindra DH: "Te hanandrana ny molotrao tahaka ny divay tsara indrindra aho." # mikoriana moramora amin'ny malalako "izay mikoriana moramora amin'ilay tiako." Mankafy ny orok'ilay vehivavy mora ilay tia. # misosa eo amin'ny molotra sy ny nifitsika "izay mitete amin'ny molotro sy ny nifiko"