# Miverena, miverena "Mandehana miverina, mandehana miverina." Naverimberina io mba hanasongadinana. # mandinika mijery fatratra zavatra mandritry ny fotoana lavalava # tahaka ny hoe mandihy eo anelanelan'ny mpandihy roa an-dalana aho Mety ho zavatra mahafinaritra ny mijery ilay tovovavy mandihy miaraka amin'ireo mpandihy hafa.