# Tiako hampanantena ianareo, ry zanaka vavin'i Jerosalema Jereo ny nandikanao ny hoe "Tiako hampanantena ianareo, ry zanaka vavin'i Jerosalema" ao amin'ny 2:7. # marary nohon'ny fitiavako azy aho Tena mafy ny fitiavany ka nahatsiaro ho narary izy.