# miady "ao an'ady" # mitam-piadiana hanohitra "mba hiambenana amin'ny" na "mba hiadiana" # fampihorohoron'ny alina Io dia manambara izay loza mety hanjo mandritra ny fahamaizinan'ny alina, toy ny mpandroba. # seza filanjana seza izay misy bao lava izay ataon'ny olona filanjana olona manan-danja