# ny amboahaolo Io dia mety midika ihany koa hoe "amboadia". Ireo biby ireo dia miendrika aliaka kely ary matetika ampiasaina ao anatin'ny hai-kantom-pitiavana mba hanehoana tovolahy mavitrika izay manimba tovovavy. # ho antsika Ny teny hoe "antsika" dia mety manondro 1) ilay vehivavy sy ny malalany na 2) ilay vehivavy sy ny fianakaviany rehetra. # amboahaolo mbola kely "amboahaolo tanora." Ny amboahaolo dia miteraka amin'ny ririnina rehefa mamony iny ireo voaloboka. # izay mamotika "izay nandringana" na "izay nandrava." Manimba ireo tanim-boaloboka amin'ny fandavahana lavaka sy fihinanana ireo voaloboka ny amboahaolo sy ny amboadia. Io ihany koa dia mety anambarana ireo tovolahy izay manimba ireo tovovavy. # mamony Io dia mety manambara tovovavy efa afaka manambady sy miteraka. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 2:12.