# vavahady "vavahadin'ny tanàna" na "vavahadin'i Betlehema." Io no vavahady fidirana ao amin'ny rindrin'i Betlehema. Nisy faritra malalaka teo akaikin'ny vavahady izay nampiasaina ho toeram-pivoriana izay hiresahana momba ny olan'ny fiaraha-monina. # havana akaiky Io no havana mbola velona akaiky indrindra an'i Elimeleka. # loholona teo an-tanàna "mpitarika ny tanàna"