# Zanak'iza moa io tovovavy io? Ny mety ho dikany dia izao 1) Boaza dia nanontany momba ny vadin'i Rota na 2) Boaza dia nanontany momba ny ray aman-drenin'i Rota na ny mpiambina azy ankehitriny. # mpanara-maso "miandraikitra" na mitantana" # trano "trano" na "fialofana." Izany dia trano na fialofana vonjy maika tany an-tsaha izay manome alokaloka amin'ny masoandro.