# Ary sendra tonga izy Tsy fantatr'i Rota fa ilay saha nofidiny hotsimponina dia an'i Boaza, havan'i Naomy. # indro, Boaza Ny teny hoe "indro" dia fampitandremana ho antsika ny amin'ny fiseon-javatra manan-danja amin'ny fahatongavan'i Boaza tao an-tsaha. Ny fiteninao dia mety hanana fomba manokana entina mampiditra ireo toe-javatra na mpandray anjara man"give you good things" or "make you happy"an-danja. # avy tany Betlehema Ireo saha dia elanelana tsy voafaritra ivelan'i Betlehema. # hitahy anao "manome zavatra tsara ho anao" na "mampifaly anao"