# Mbola voalaza hatrany hoe "Ary voalazan'ny soratra masina indray hoe" # miaraka amin'ny vahoakany Manondro ny vahoakan'Andriamanitra io. Afaka hazavainao kokoa izany ao amin'ny fandikan-teninao. DH: "miaraka amin'ny vahoakan'Andriamanitra" # hidera Azy "hidera ny Tompo"