# Fa ny voahary dia natao ho zava-poana Afaka adika hoe DH: "Fa Andriamanitra no nahatonga izay nohariany ho tsy afaka manatanteraka izay noeritreretiny" # tsy noho ny sitrapony manokana, fa noho Ilay nanao izany Eto Paoly dia mamaritra ny "famoronana" ho toy ny olona izay afaka maniry. DH: "Tsy hoe izany no tian'ireo zavatra noharina, fa satria izany no tian'Andriamanitra'' # Izany dia ao amin'ilay toky nomena fa ireo voahary mihitsy no ho afahana Afaka adika hoe DH: "Fa fantatr'Andriamanitra fa hamonjy ny voahary Izy" # amin'ny fanandevozan'ny fahalòvana Paoly dia miresaka momba ny maha tsy misy ilana azy ny zavatra voakasiky ny fahotana ho toy ny hoe faty miha-lo. Avy eo izy dia miresaka momba ny zavatra rehetra izay miaina izany ho toy ny andevon'ny tompo iray. DH: "amin'ny fahalòvana sy fahafatesana" # amin'ny fahafahana ny amin'ny voninahitry ny zanak'Andriamanitra "ary hanafaka azy ireo rehefa manome voninahitra ireo zanany Izy" # Fa fantatsika fa ny voahary rehetra dia miara-misento sy miara-miasa amin'ny fanaintainana na ankehitriny aza Oharina amin'ny vehivavy mitaraina rehefa miteraka ny voahary. DH: "Fa fantatsika fa ny zava-drehetra zay noharian'Andriamanitra dia maniry ny ho afaka ary misento tahaka ny vehivavy miteraka"