# fa na inona na inona lazain'ny lalàna, dia miantefa any Eto i Paoly dia miresaka momba ny lalàna toy ny hoe velona izany ary manana ny feony manokana. DH: "ny zava-drehetra izay lazain'ny lalàna fa tokony ha ataon'ny olona dia ho an'ny" na "ny didy rehetra izay nosoratan'i Mosesy tao amin'ny lalàna dia ho an'ny" # ireo izay ambany lalàna "ireo izay tsy maintsy mankatoa ny lalàna" # mba hahatonga ny vavan'ny tsirairay hangina Eto ny teny hoe "vava" dia maneho ireo teny izay lazain'ny olona. Afaka adika hoe DH: "mba tsy hisy olona afaka hilaza zavatra azo ekena hiarovana ny tenan'izy ireo" # mba ny izao tontolo izao rehetra ho azo valin'Andriamanitra Eto ny teny hoe "izao tontolo izao" dia maneho ny olona rehetra izay miaina eo amin'izao tontolo izao. DH: "fa Andriamanitra dia afaka manambara ny rehetra eo amin'izao tontolo izao ho meloka!" # nofo Eto ny teny hoe "nofo" dia ilazana ny olombelona rehetra. # Fa Ireo mety ho dikany dia 1) "Noho izany" na 2) " Izany dia satria" # Fa amin'ny alalan'ny lalàna no hiavian'ny fahalalana ny fahotana. "rehefa mahalala ny lalàn'Andriamanitra ny olona iray, dia mahatsapa izy fa nanota"