# Fa dera, voninahitra, ary fiadanana no ho avy "Fa Andriamanitra hanome dera, voninahitra, ary fiadanana" # manao ny tsara "manao izay tsara mandrakariva" # amin'ny Jiosy aloha, dia amin'ny Grika ihany koa Andrimanitra dia hanome valisoa ireo olona Jiosy aloha, ary avy eo ireo izay tsy Jiosy" # aloha Tokony ho adikanao araka ny nataonao ao amin'ny 2:8 izany. # Fa tsy misy fanavakavahana miaraka amin'Andriamanitra Afaka adika hoe DH: "Fa Andriamanitra dia mampitovy ny olona rehetra" # Fa izay rehetra nanota "Fa ireo izay nanota" # tsy nanana ny lalàna dia ho very tsy manana lalàna ihany koa Mamerina ny hoe "tsy manana lalàna" i Paoly mba ho fanamafisana fa tsy mampaninona raha tsymahafantatra ny lalàn'i Mosesy ny olona. Raha manota izy ireo, dia hitsara azy ireo Andriamanitra. DH: "tsy nahafantatra ny lalàn'i Mosesy dia mbola ho faty ara-panahy tokoa" # ary izay rehetra nanota "Ary ireo rehetra izay nanota" # amin'ny fanajana ny lalàna dia ho tsaraina araka ny lalàna. Andriamanitra hitsara ireo olona mpanota araka ny lalàny. Afaka adika hoe DH: "ary ireo izay mahalala ny lalàn'i Mosesy, Andriamanitra dia hitsara azy ireo araka izany lalàna izany"